Affichage des articles dont le libellé est Clips. Afficher tous les articles
Affichage des articles dont le libellé est Clips. Afficher tous les articles

vendredi 18 janvier 2008

Ity hirako ity par Thiera Bruno

Pour bien commencer l'année voici une chanson fétiche des années 80 dans sa version originale


Dia atolotra anao
Hatsiarovanao ny anarako
Raha ho lasana ianao
Ka ho lavitra ahy
Veloma mandra-pihaona.
Aza hadino lalandava
Fa mpinamana isika
Tsy mba nifankafoy tety
Mpizara alahalo
Mpizara hafaliana
Izaho sy ianaoHatramin' izao.
Tsy ny elanelan-tany
Na ny fahalavirana
No hampisy Ny fanadinoana.
Fa sento tokana monja
Ary tsiahy iray minitra
Dia ampy hampiray antsika.
Koa raha manina ianao
Ka te-hanoratra
Ny aty tsy miova adiresy
Tsy miova fanahy
Tsy miova fitiaFa miandry
Miandry anao.
Very namana aho nilaozanao
Ka iza indray izaoNo antenaiko
Hilazako ny manahirana ahy
Hisolo ny toeranao.

mercredi 7 novembre 2007

Jerry Marcos vous invite à Cholet ce samedi

Enfin Jerry Marcos à Nantes alors il ne faut pas se priver car ce samedi ambiance très gasy assurée à Cholet !




Contacts et réservation au :
02 41 46 59 43
06 99 29 57 60
06 11 37 71 88
Pré-vente : 20 euros / Sur place : 23 euros

jeudi 1 novembre 2007

Bezizo

De la bonne musique aux sonorités de là-bas, à écouter sans modération. Pour en savoir plus, cliquer ici.

Miara Rodobe

Ajouter à mon profil Plus de Vidéos
 
--------------------------- --------------------------